|
|
|
|

Teny iditra 1  manodivitra
Fototeny  2 hodivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga hihodivitra, hioritra: Ilay nahapotrahany omaly no nanodivitra ny hazondamosiny
9 Mamily, mampivily, manolaka: Andriamanitra no nanodivitra ny loza fa saika maty tao daholo izy mianakavy
10 Tsy mahitsy fa miolaka mihodina: Nanodivitra ny tendrombohitra izahay tamin' ny niverina [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21