|
|
|
|

Teny iditra 1  manody
Fototeny  2 tody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miverina amin' ny tena mano, mifotitra: Manodiava anao izao ~ Soa atao manodiava, ratsy atao monodiava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to fall back on one as punishment for evil done [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 retomber comme punition d'une faute [1.8]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe manody
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 andomy, 14 Dimona, 15 dinamô, 16 mandio, manody, 17 midonà, midona, 18 mindao, 19 mionda

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19