Teny iditra | manody (tody) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miverina amin' ny tena mano, mifotitra: Manodiava anao izao ~ Soa atao manodiava, ratsy atao monodiava [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To fall back on one as punishment for evil done [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Retomber comme punition d'une faute [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manody io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |