|
|
|
|

Teny iditra 1  manohintohina
Fototeny  2 tohintohina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Tsy misy mihitsy mahazo manohintohina ny maha iray tsy anombinana ny tanin'ny Repoblika. [1.320#]
8  io fifandroritana io dia manohintohina ny tokony ho fitovian' ny fandraisana ny olom-pirenena. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20