Teny iditra manolaka (tolaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana
Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray
Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manolaka
Ny lasa : nanolaka
Ny hoavy : hanolaka
Filaza mandidy : manolaha
Tovy hevitra manolakolaka
Kamban-teny 

Teny iditra manolaka (tolaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Enti-milaza olona manoto vintana [1.1]

Teny iditra manôlaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Manary zaza [1.78]

Teny iditra manolaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] Mamosavy [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05