|
|
|
|

Teny iditra 1  manolotsolotra
Fototeny  2 tsolotsolotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandroso dia manemotra zavatra na ny tanana toy ny bibilava manatranga dia misintona ny lelany [1.1]
Tsipelina hafa  9 manatsolotsolotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22