| Teny iditra | 1 manombotra |
| Fototeny | 2 ombotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [mañombotra] [Tanala+Tanosy] manongotra
[1.78] 9 Manongotra amin-kery [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to pluck up, to eradicate.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|