| Teny iditra | 1 manomoka |
| Fototeny | 2 homoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mitsako nefa tsy misy na inona na inona tsakoina ary mikombona ny vava
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to hold something in the mouth witout swallowing it
[1.2#277] |
| Tovy hevitra | 9 manomokomoka |
| Fivaditsoratra | 10 mamokona, manomoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|