|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manompo
Fototeny  2 tompo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa
9 Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe manompo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  manompo
Fototeny  13 tompo
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Antambahoaka] mararin'ny nendra [1.78]
Voambolana  16  Fahasalamana

Fivaditsoratra  manompo, 17 mpamono

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21