|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manondrika
Fototeny  2 ondrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampilefitra (loha), mampirona, mampiraika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to make to bow. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  manondrika
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Bezanozano] mandronjina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20