|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manongona
Fototeny  2 songona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany
9 Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana
10 Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1]
Tovy hevitra  11 misongona
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manongona

Teny iditra (2/2) 13  manongòna
Fototeny  14 songona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manongòna, manongona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14