|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manony
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaketraka: Hain' i Kristy ny nanony ny tafiodrivotra
9 Mampionona: Manony ny alahelon' ny manamanjò ny mpamangy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to calm, to pacify [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 calmer, apaiser [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  mañony
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Antesaka] manonona [1.78]

Fivaditsoratra  15 mañino, manony, mañony, 16 minona, minòna, 17 monany, 18 monina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19