| Teny iditra | 1 manoratra |
| Fototeny | 2 soratra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mahay manoratra i Bakoly
9 mandatsaka an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin' ny rejisitra? 10 Mandefa taratasy: Nanoratra tamin' ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho 11 Mamorona: i Rodlish no nanoratra ny "Sangy mahery" [1.1] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manoratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|