|
|
|
|

Teny iditra1  manoratra (soratra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mahay manoratra i Bakoly
4  mandatsaka an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin' ny rejisitra?
5  Mandefa taratasy: Nanoratra tamin' ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho
6  Mamorona: i Rodlish no nanoratra ny "Sangy mahery" [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20