| Teny iditra | 1 manorina |
| Fototeny | 2 orina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manangana, mampijoro: Manorina trano
9 Manorina fikambanana, tokantrano 10 Manatsatoka: Manorina famolaina [1.1] 11 manangana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to found, to establish
[1.2, 1.7] 13 to raise [1.2] 14 to lay foundations [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 poser des fondations: fonder, établir
[1.8] 16 bâtir, construire, implanter [1.13] |
| Ohatra |
17 Sarotra ihany ny manorina trano tora-peta.
[2.472#41]
18 Ary ny anontaniana andro tsara amy ny mpanandro, vao manorina [2.48#37] |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manorina |
| Fivaditsoratra | 20 manirano, manorina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|