|
|
|
|

Teny iditra1  manoritsoritra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] décrire d'une façon sommaire, décrire sommairement
Ohatra  4  [2.606#] Nefa ilaina ny manoritsoritra ny foto-dresaka mba hitarihana ny saina, ka tsy hampivaona azy amin'izay tanjona kendrena.
Fototeny  5  soritsoritra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11