Teny iditra mañorobo (horobo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mizahozao, mirehareha
Midera, mandoka [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra mañorobo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mampirisika [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05