|
|
|
|

Teny iditra1  manoroka
Fototeny  2  oroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pitiavana na fanajana olona iray
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to kiss by touching noses, to smell by putting the nose to anything.
6  [1.7] to kiss
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] baiser, embrasser
Ohatra  8  Izay mahavoa tsara amin'ny famaliana dia manoroka ny molotra. [2.996]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny manoroka io

Fivaditsoratra  14  manakoro, manoroka, mokarano, namorako, Namoroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21