|
|
|
|

Teny iditra 1  manosina
Fototeny  2 osina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manafotetaka, mandrakotra amin' ny fotaka, vovoka, loko, loto..., manavona, manatavona [1.1]

Fivaditsoratra  manosina, 9 samonina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20