|
|
|
|

Teny iditra 1  manosy
Fototeny  2 hosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [mañosy] [Tanala] mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [1.78]
9 Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao
10 Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona
11 Mambabo fananana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to trample the mud in ricefields [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 piétiner, tremper dans
14 manquer d'égards
15 spolier, confisquer [1.3]
16 piétiner les rizières [1.8]
Ohatra  17  Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [2.472#172]
18  Satria rehefa Robo dia tsy maintsy nandalovana any am-pasana aloha, vao nidinana any an-tanimbary manosy horaka. [2.245#]
Tovy hevitra  19 manose
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manosy
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 mañiso, manosy, 23 Simona, 24 somina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22