Teny iditra 1/4 | mañotaky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taimoro] Mamihina [1.78] | |
Teny iditra 2/4 | mañotaky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taimoro] Mampivohitra [1.78] | |
Teny iditra 3/4 | mañotaky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Manolana [1.78] | |
[Tanosy] Mampiolana, manolana [1.78] | ||
Teny iditra 4/4 | mañotaky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Mitsara [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |