Teny iditra mañotoke
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mampitombo [1.78]

Teny iditra manotoke
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Manamafy, miantoka, manaiky fatratra: Manotoke kijolo Rafaralahy (Manamafy fefy i Rafaralahy) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31