|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manotraky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] mamela, tsy mitaona

Teny iditra (2/2)4  mañotraky
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Bara] mianatra, mihira, manary

Fivaditsoratra  7  ikotranam, manakotry, manikotra, manokatry, mañotraky, manotraky, manotrika, mikotràna, mikotrana, notakarim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08