|
|
|
|

Teny iditra 1  manovaka
Fototeny  2 ovaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manendaka hoditra manify; manongo mafy izaitsizy [1.1]
9 manendaka voamaina amin'ny taolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 égrener
11 enlever le copeau [1.13]

Fivaditsoratra  12 manavoka, manovaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20