|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manovo
Fototeny  2 tovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka rano amin' ny zinga ao am-pantsakana na amin' ny renirano: Manovo rano amin' ny renirano izahay
9 Mamindra rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa: Aza manovo rano amin' ny sotronao ao anaty tsangambava, fa ny sotro iombonana anovozana
10 Maka zavatra miandalana ao anaty tahiry lehibe: Manovo hery ao amin' ny fivavahana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to draw water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 puiser de l'eau [1.8]
13 puiser [1.13]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manovo

Teny iditra (2/2) 15  manovo
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 [Bezanozano] manangona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20