|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mantsana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tontolo mipaka, maninjitra: Telo taona mantsana [1.1]

Teny iditra (2/2) 4  mantsana
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Kely mailaka sy kinga [1.1]
8 [Sihanaka] kinga, mailaka [1.78]

Fivaditsoratra  9 manantsa, manantsà, mantsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24