|
|
|
|

Teny iditra 1  maodimaody
Fototeny  2 maody
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
6 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 suspicious, apprehensive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 soupçonneux, méfiant [1.8]
Tovy hevitra  9 maody

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22