|
|
|
|

Teny iditra 1  maola
Fototeny  2 ola
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 [Tanala] adaladala, tsy hendry, maditra [1.78]
15 Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic
17 in the provinces, it means mad [1.2]
Tovy hevitra  18 maolamaola
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe maola
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 alamo, 22 amalo, 23 lamao, 24 malao, maola, 25 Olama

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22