|
|
|
|

Teny iditra1  maorina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsara fijoro, tsara orina 4  Kelikely matotra, mendrika: Maorina ilay tranonareo any ambanivohitra [1.1]
Tsipelina hafa  5  maorona

Fivaditsoratra  6  amarino, amirano, amorina, armonia, mairona, manoira, manoria, maorina, maroina, mianora, miraona, moraina, moriana, moriaña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31