|
|
|
|

Teny iditra 1  maranantsody
Singan-teny  2 marana, 3 antsody
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Hatsatra; enti-malaza marary mbola malezo sy hatsatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui est pâle par suite de souffrances ou de maladie [1.3]
Voambolana  8  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04