|
|
|
|

Teny iditra1  marani-bava
Singan-teny  2  maranitra, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fatratra raha hiteny, malama vava
5  fihara-bava [1.1]
Tovy hevitra  6  fihara-bava, marani-dela

Fivaditsoratra  7  manara-bavy, marani-bava

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15