Teny iditra | marazoka (razoka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Reradreraka, osa-osa, malazolazo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Faible, débile, fatigué, épuisé [1.3] | |
Tovy hevitra | marazodrazoka | |
Tsipelina hafa | marezoka | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny marazoka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |