Teny iditra marehetsa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mafana, mahamay, masiaka: Tsa misy marehetsa taha ny kimalao fa ly tene era ko lane mady (Tsy misy masiaka sahala ny sakay fa raha teny ierana lany ihany) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31