|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mari-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe marika
Ohatra  3  Aza mba marary na mari-koditra anie ianao. [2.643#46]
4  mari-pifampitokisana angamba no hevitr' izany. [2.4#55]

Teny iditra (2/2)5  mari    
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.4#504] vady lahy: Elle arrive avec son mari (Tamy izy midady)
8  [1.9#216] vady (ny lahy)
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.66#600] vady
Ohatra  10  Bon, dit le mari. [2.150#37]

Fivaditsoratra  11  iram, mari-, mary, mira, Myra, raim, ramy, rima

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02