Teny iditra | mari-piandrianana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Sarin-javatra famantarana fikambanana na tanana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Armoiries [1.13] | |
Tovy hevitra | saritigetra | |
Singan-teny | mari- (marika) ; fiandrianana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |
![]() |