Teny iditra | mariazy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faneken' ny lehilahy sy vehivavy hivady marina eo anatrehan' ny fanjakana sy ny fiangonana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A wedding [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mariage [1.3] | |
Cérémonie de mariage [1.8] | ||
Ny fihaviany | Frantsay: mariage. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |