Teny iditra (1/2) | 1 mari-bava |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asa marika tsy soratana fa atao am-bava fotsiny |
Singan-teny | 4 marika, vava |
Teny iditra (2/2) | 5 maribava |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.13] tabilaon'ny asa marika atao tsianjery |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] table des opérations arithmétiques |
Voambolana |
9 Matematika: rafitrisa |
Fivaditsoratra | 10 mari-bava, maribava |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |