|
|
|
|

Teny iditra 1  marikivy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 sour, acid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 aigre, acide [1.8]
9 qui a un goût acide, aigrelet [1.196]
Ohatra  10  Ho fanajana olona dia mba nanaraka koa aho, saingy ny ahy hehy marikivy izany. [2.4#]
11  Tao ny vehivavy efa trotraky ny indray andro maninjitra teny ambony kalesy teny ka tsy maharin-doha intsony, tao ny sarotiny ka efa marikivy sy mitampina orona ihany. [1.210#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20