Teny iditra | 1 marin-drano |
Singan-teny | 2 marina, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina anambarana fa tena marina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] level like water |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] de niveau comme l'eau |
Ohatra |
7 Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424#] 8 Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny marin-drano io |
Fivaditsoratra | 17 marin-drano, Ranomandry, ranomandry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |