|
|
|
|

Teny iditra 1  maritra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e!
5 Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1]
Ohatra  6  Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424#]
Tovy hevitra  7 marimaritra
Mpanahaka  8  Afa-dranom-panala, 9  mangorovitsika
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe maritra

Fivaditsoratra  11 maratry, maritra, 12 miratra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22