Teny iditra | marofy (rofy) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ill, feeble [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Débile, maladif [1.8] | ||||||
Ohatra | Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.
[2.996] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |
![]() |