|
|
|
|

Teny iditra1  marokoroko
Fototeny  2  rokoroko
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Maraorao, mandrotsirotsy, masaosao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  rough and scaly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  rugueux, présentant des aspérités [1.8]
Ohatra  7  marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra. [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny marokoroko io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20