Teny iditra | 1 marolafy |
Singan-teny | 2 maro, lafy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sary jeometrika misy lafy maro, na telo na efatra, na dimy, na enina... mitovy na tsy mitovy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] polygone |
Voambolana |
6 Matematika: rafitsary |
Mpanahaka | 7 maromira |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |