|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  maroroka
Fototeny  2 roroka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  9 Fatra-pitombo, mitombo izaitsizy: Maroroka itý zaza itý fa vao roa taona izy dia takany ny latabatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 growing rapidly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qui pousse, grandit avec de belles proportions, qui croît rapidement [1.3]
12 qui croît ou pousse rapidement [1.8]
Ohatra  13  fa ny tanora no manao sain-jaza maroroka, ka mora taitaitra foana. [2.285#189]
14  Zaza maroroka dia maroroka eo amin' ny fitomboam-pahaizana sy haitraitra! [2.296#]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe maroroka
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 17  maroroka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 (toute l'île) (de roroka : belle croissance, tout ce qui pousse rapidement). Nom donné aux plantes à croissance rapide. Dans le Sud, notamment, à plusieurs Asteraceae. [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21