|
|
|
|

Teny iditra1  martiora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Tovy hevitra  4  maritiora, martiry
Lohateny 

Fivaditsoratra  8  mairotra, maoritra, martiora, miraotra, miroatra, mitroara

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31