Teny iditra martiora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Tovy hevitra maritiora ~ martiry
Lohateny Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto
Ny tantaran' ny Martiora malagasy
Tantaran' ny Martiora Malagasy Farany
Ny fihaviany Frantsay: martyr.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31