Teny iditra 1/3 mary
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Tsotra, maotina [1.78]
Anaran-toerana 

Teny iditra 2/3 mary
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tony (rano), marina, marindrano [1.78]

Teny iditra 3/3 mary
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tokony [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31