Teny iditra | 1 masera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra ka tsy manambady ary tsy mikarama fa mivelona ao anaty fikambanana, misahana fampianarana, fitsaboana; relijiozy vehivavy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a nun |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] religieuse |
Fivaditsoratra | 6 aseram, masera |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |