Teny iditra masinina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana voavoatra hanaovan-javatra izay mandeha ho azy (mitovitovy amin' ny milina, saingy matetika ny masinina fitambaran' ny milina maso)
Milina fanjairana na fanoratana
Kalesin-dalamby: Amin' ny enina sy sasany maraina no miainga ny masinina mankany Toamasina [1.1]
Ohatra ny Alemana, tsy ny herim-po no ampiasaina, fa masinina sy fiara! [2.472]
Ny fihaviany Frantsay: machine.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31