Teny iditra mason-jokiny
Singan-teny mason- (maso) ; zoky
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toemaso na fahitana efa mihena noho ny halehiben' ny taona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vue affaiblie comme celle des vieillards [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra mason' antitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17